Logo Lanfrica

open-code-geek-gasy/Linux

Domain:

educationnatural language processing
Creator:
ope
Host:
Nadika mba ahafahan'ny malagasy mianatra linux ## Open Code Geek Gasy Fanoratana ireo fampianarana na tuto amin'ny fomba tsotra mora azo, amin'ny teny malagasy, frantsay ary anglisy. Raha misy fanitsiana na fanatsarana tianao hentina, afaka mandefa pull request ianao. Raha te hifanampy ianao dia aza misalasala miresaka amin'ny Niry , na Jul ihany koa, misokatra tanteraka amin'ny fiaraha-misalahy izahay. :raised_hands: ## Indreto ny lesona misesy ary hoan'izay liana mahakasika ny linux - premier pas - commandes de base - lignes de commande - install apache server