This repository contains the Malagasy Bible in JSON and SQLITE3 formats
# Miarahaba ô ,
`MG : ` Ity repositories ity dia mitahiry ny Baiboly @ teny Malagasy * izay azon'ny olona rehetra hampiasaina . Raisina an-tanan-droa avokoa ireo fanamarihana sy fanatsarana rehetra. Fisaorana feno ho antsika rehetra.
`EN : `This repository hosts the Malagasy Bible in a format accessible to everyone. We welcome thorough reviews and contributions for ongoing enhancements. Heartfelt thanks to all users for their valuable contributions.
### Fanatsarana tokony/azo atao
1. ....Tsy mbola haiko fa apetrako eto ihany rehefa mahita izaho 😁😁.
### Handray anjara ?
- Fork-eo
- Mamorona branch ho anao *(git checkout -b branch_ko)*
- Commit-eo ireo fanovana nataonao *(git commit -m "Nanova zavatra milay be")*
- Push-eo @ izay *(git push origin branch_ko)*
- Mamoronà **Pull request**
Mankasitraka / Thank you