Famadihana ny tarehimarika ho tarehintsoratra amin'ny fiteny Malagasy ofisialy
Ampidio ny isa tianao havadika ho tarehintsoraka.
Ohatra: python isa_malagasy.py
43
roa ambin'ny folo
123456789
sivy amby valopolo sy fitonjato sy enina arivo sy dimy alina sy efatra hetsy sy telo amby roapolo amby zato tapitrisa