Logo Lanfrica
  • Accueil
  • Atlas
  • Analyses
  • Documentation
  • Sign in

© 2026 Lanfrica. Tous droits réservés. Tous les droits d'auteur des ressources affichées sur le site Web Lanfrica appartiennent aux détenteurs de droits d'auteur d'origine, sauf indication contraire explicite.

rasolofonirina/quotes-gasy

Domaine:

natural language processing

Type de record:

dataset
Créateur:
ras
Hôte:
Quotes Gasy aka QG dia mitahiry quotes-na malagasy nalaza na malaza. # Quotes Gasy aka QG JSON mitahiry ireo "quotes" na "citations" malagasy (malaza na tsia). ## Hampiditra quotes Raha hampiditra "quotes" vaovao dia araho ito toromarika ito: 1. Manaova `Fork` ka tsindrio ilay bokotra volon-davenona amin'ny farany havanana mifanitsy amin'ny anaran'ilay `repository` 2. Alaivo ho ao amin'ny "ordinateur"-nao ilay `Fork` teo amin'ny alalan'ny `git clone` 3. Mamorona `branch` vaovao ohatra `git branch modif1` 4. Mifindrà ao amin'ilay `branch` vao noforoninao teo `git checkout modif1` 5. Sokafy ilay `quotes.json` ary jereo sao efa tafiditra ao ilay tianao ampidirina. 6. Ampitovio amin'ito ohatra ambany ito izay ampidirinao ary ataovy eny amin'ny farany ambany amin'ilay `quotes.json` ``` [ { "name": "Ra Force", "quotes": [ "Amin'azy amin'azy" ] }, { "name": "Andry Nirina Rajoelina", "quotes": [ "Velirano no ataoko aminao ry vahoaka malagasy fa ..." ] }, { "name": "Marc Ravalomanana", "quotes": [ "Faly aho, tena faly aho" ] } ] ``` Efa natao `array` ny `quotes` ka raha toa ka efa manana `quote` ao ilay olona dia eo ambanin'ilay azy farany apetraka izay ampianao. 7. Tehirizo ny fanovana nataonao. 8. Manaova `commit` hanamarihanao ilay fanovana. 9. Alefaso ao amin'ilay `Fork` nataonao ilay fanovana. 10. Manaova `Pull requests` ao amin'ny github.com ## Fanamarihana - Ialao ny fanoratra SMS. - Mba tsy ahasarotra ny fanekena ny `pull request` izay ataonao dia manaova foana `git pull` mialohan'ny handefasanao azy. ## Fanatsarana Alohan'ny handefasana ny fanovana makany amin'ny `Fork` dia tsara raha atao manaraka ny alfabeta ny lisitry ny `quotes` mba hanamora ny fitadiavana teny. Ahafahana manao izany dia misy `Extensions` `VSCode` maro azo ampiasaina, fa ity iray ity no atao ohatra sy ampiasaina eto : Sort JSON 1. Fomba hakana azy Sokafy ny `VSCode` dia tsindio ny `(Ctrl + P)` ary adikao ao ity `Commande` manaraka ity ``` ext install Thinker.sort-json ``` 2. Fomba fampiasana azy ## I …

Visit

github.com

Languages

AkaMalagasyMalagasy, Merina

Tags

gasyhacktoberfesthacktoberfest2022madagascarmalagasyqgquotequotesquotes-gasy

Licenses

MIT

Similaires

SetraC4Ci/Gasy-Corpus-Crawleropen-code-geek-gasy/LinuxBounharAbdelaziz/Morocco-Quotesmassajo/african-quotesehindola/yoruba-quotesLXRDSATO/darija-quotes

SetraC4Ci/Gasy-Corpus-Crawler

python script for scraping malagasy langage websites # GCC (Gasy Corpus Crawler) GCC (Gasy Corpus

open-code-geek-gasy/Linux

Nadika mba ahafahan'ny malagasy mianatra linux ## Open Code Geek Gasy Fanoratana ireo fampianaran

BounharAbdelaziz/Morocco-Quotes

Data was crawled from the web. Quotes with arabic and missing translations were translated to darija

massajo/african-quotes

It's about african quotes # African Quotes It's about african quotes

ehindola/yoruba-quotes

quotes by popular Yoruba icons # yoruba-quotes quotes by popular Yoruba icons

LXRDSATO/darija-quotes

اقتباسات درارية - Moroccan quotes in Darija