Baiboly json is all bible book and chapiter in Malagasy language for the purpose of make a different apps (serving all files as API with json-server)
# Baiboly-json
> **@Hebreo 4:12**
Fa *velona* sy *mahery* ny **tenin'Andriamanitra** ka maranitra noho ny *sabatra roa lela*, ka manindrona hatramin'ny fampisarahana ny aina sy ny fanahy ary ny tonona
## Mombamomba
Ny baiboly json dia tenin'Andriamanitra "*en format Json*" izay mirakitra 66 boky izay mizara araka ny fizarany avy :
- Testameta Taloha ( 39 boky )
- Testameta Vaovao ( 27 boky )
---
@RaveloMevaSoavina Juillet 2021